Fifaninanana sari-tanana momba ny Fandriampahalemana

17 septambra 2014, ankizy, zatovo sy tanora no tonga nandray anjary tamin’ny fifaninanana sari-tanana momba ny Fandriampahalemana tao amin’ny Foibe fampahalalam-baovaon’ny Firenena Mikambana, Ankorahotra.